Misaotra betsaka amin’ny fahavononanareo ekipa MAFA.
Tena nahafinaritra ahy ny hafatra, ny mozika, ny
firindran’ny hiran’ny ankizy, ny hiran’ny Feon’ny
Faminaniana sy ny hafa mampahery