HIATRIKA NY HOAVY, HO FENO NY FANAHY
Ho fahatsiarovana ny ezaka fitoriana ZOOM, niaraka tamin’i Pastora Paul Saotra RATSARA, ny mpikambana (sy ny tsy mpikambana ) MAFA sy AMI3A, May, Jona 2020 EZAKA 1.Nisy antso fanentanana milaza hoe: “Mirotsaha ! Misy ondry ho fahanana Izay miandry any an-tsaha. Mandehana hanambara Fa raha fenon’ny FANAHY, omban’ilay Mpiandry tsara ny ho avy tsy hampanahy… […]